Antsan'ny zava-boaary - Fa ny lalanao

Antsan'ny zava-boaary - Fa ny lalanao

Efa tany am-pahaverezana aho br Vao mba nahatsiaro Anao e br Toa valabalaka ny aiko br Marary mafy ny fanahiko br br Dia miandrandra sy mibanjina aho br Mitanondrika mivavaka br Injay fa henoko ny feonao br Izay vao tsapako ny tanànao br br Fa lalanao no hizorako br Fandalalovan’ny fianako e br Voakasikao ny foko ka ho Anao mandrikazay br Fa lalanao no lalako br Ny fiainanao no fiainako e br Voasasanao ny foko ka ho Anao mandrikazay br br ANTSAN’NY ZAVA-BOAHARY


User: ♫ndr♫in♫

Views: 4

Uploaded: 2013-02-02

Duration: 03:18

Your Page Title